Préalable
- Ny
lahatsoratra @ site tsika dia natokana voalohany ho an'ireo izay efa
kristianina mahalala na te-handalina ny soratra masina ; kanefa
na tsy kristianina aza ianao na olona tsotra ihany koa ka liana @ io
resaka io dia faly mandray anao izahay.
- Echange
malalaka no misy eto : fanovozana fahalalana mety ilaina sy fizarana
hevitra mahasoa. Tsy mitaona anao hiova finoana na fiangonana. Tsy
mikasa hanangana secte vaovao sady tsy membre @secte ny tompon'ny
site. Tsy mitady hanangona vola.
- Raha
toa ka tsy feno na tsy ampy ny voalazanay, ianareo mpitsidika dia
afaka manampy ary angatahina hanampy sy hameno na hanintsy sy hanajary
ny takelaka. Misaotra mialoha.
- Fanahy
iniana ny mampiasa pseudo mba tsy ahafantaranao hoe iza ny mpanoratra
satria izahay dia mihevitra fa « important kokoa eto ny message
noho ny messagers ! ». Tsy misy loko na fireha-mpinoana
tianay havoitra manokana eto.
- Mbola
mila fanitsina ireo diso fanoratra @ ny teny sasany. ialana tsiny ny
diso tsipelina. Multi-lingue ihany koa : teny gasy, frantsay,
anglisy, vary @anana. Rehefa voaray ny hafatra dia izay no
zava-dehibe.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire