Takelaka amin'ny teny malagasy miresaka malalaka ny fara andro sy ny tontolony.
Fin des temps – Eschatologie – Culture générale
Tongasoa ! / Bienvenue !
Andriamanitra
manankarem-pahasoavana anie homba sy hitahy anao.
Matoa ianao tonga eto ka mamaky izao andalan-tsoratra izao dia fantaro fa TSY kisendrasendra fa misy tian'A/tra ambara ho fantatrao. Mba tsy ahafahanao milaza eo imasony hoe : « ka tsy fantatro izany ».
Raha
mitsidika voalohany, vakio ny « Préalable » sy ny
« Tanjon'ny takelaka ».
Mibebaha ary miambena mandrankariva fa efa akaiky ny
farany !
(efa aty @ andro farany no misy antsika zao)
Les
textes de ce site vont vous démontrer que la fin des temps est
vraiment
proche !
Et qu'il faut veiller et prier continuellement. Du temps où
Jésus-Christ a annoncé cela, il y avait 2000 ans passés déjà!
Pour ceux qui doutent, pourquoi a t-il attendu 2000 ans ou plus ?
En
effet, Dieu n'est pas pressé car il est Éternel...pour que tous
soient sauvés si possible.
Mazava
be ny voalaza ao @ Lioka.
Luke
21 : 31-34, Jesus said :
Be careful not to spend your time having parties and getting drunk or worrying about this life. If you do that, you won’t be able to think straight, and the end might come when you are not ready. It will come as a surprise to everyone on earth.So be ready all the time.
Pray that you will be able to get through all these things that will happen and stand safe before the Son of Man.
Thèmes :
-
Ny maha zava-dehibe ny fandinihina ny andro farany ho an'ny kristianina
-
Misy fandrika mety mahasarika tsara fantarina
-
Ny voalaza ny baiboly momba ny farandro
-
Carte chronologique
-
Les choses certaines, les choses volontairement incertaines
-
Ireo petrakevitra nataon'ny mpandinika azo raisina ho mety mitombina
-
Inona no efa nitranga, inona sisa no mbola handrasana
-
Inona no tokony hatao amin'izao androntsika izao?
-
Thématiques :
-
Méthodes des nombres
-
L'Enlèvement
-
L'esprit de l'antichrist : l'antéchrist
-
Le N.O.M
-
La grande déception
-
Les phénomènes « New age » et Ovnis
-
Pénétration de l'occulte
-
Ireo zava-misy eto Madagasikara
-