samedi 10 janvier 2015

Fin des temps – Eschatologie – Culture générale

Takelaka amin'ny teny malagasy miresaka malalaka ny fara andro sy ny tontolony.

Fin des temps – Eschatologie – Culture générale


 
Tongasoa ! / Bienvenue !

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie homba sy hitahy anao.


Matoa ianao tonga eto ka mamaky izao andalan-tsoratra izao dia fantaro fa TSY kisendrasendra fa misy tian'A/tra ambara ho fantatrao. Mba tsy ahafahanao milaza eo imasony hoe : « ka tsy fantatro izany ».

Raha mitsidika voalohany, vakio ny « Préalable » sy ny « Tanjon'ny takelaka ».


Mibebaha ary miambena mandrankariva fa efa akaiky ny farany !
(efa aty @ andro farany no misy antsika zao)

Les textes de ce site vont vous démontrer que la fin des temps est vraiment proche ! Et qu'il faut veiller et prier continuellement. Du temps où Jésus-Christ a annoncé cela, il y avait 2000 ans passés déjà!

Pour ceux qui doutent, pourquoi a t-il attendu 2000 ans ou plus ?
En effet, Dieu n'est pas pressé car il est Éternel...pour que tous soient sauvés si possible.

Mazava be ny voalaza ao @ Lioka.

Luke 21 : 31-34, Jesus said :
Be careful not to spend your time having parties and getting drunk or worrying about this life. If you do that, you won’t be able to think straight, and the end might come when you are not ready. It will come as a surprise to everyone on earth.So be ready all the time.
Pray that you will be able to get through all these things that will happen and stand safe before the Son of Man.

Alefa ary :  SOMMAIRE